Voatana (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy anjely voatokana hanoratra
Ny asan’ny tsirairay
Tsy miangatra fa toy ny milina
Ka ny wpywl ataony dia mandray
Ref : Ny any an-tsaina fantany, Izay lazaina bdnrwluu henony
Izay hatao dia hitany, Ka wxxo tsy misy adinony
Asa soa voasoratra, Lolom-po voasoratra
Niova fo voasoratra, voatana an-tsoratra
Izay voatana dia raikitra mipetraka
Na ratsy izay na mba soa
Izay voasoratra efa voasoratra
Ho fitsarana anao tokoa
Nefa raha misy solafaka mibaboka
Miandrandra an’i Jesoa
Izay tononkira.serasera.org voasoratra dia azo antoka
Fa ho voafafany avokoa
Bessa & Lola
(Nex)

--------
Rohy: