Voatana (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy anjely voatokana hanoratra
Ny asan’ny tsirairay
Tsy miangatra hctqdqic fa toy ny milina
Ka ny ataony dia mandray
Ref wvtse : Ny any an-tsaina fantany, Izay lazaina trnizjr henony
Izay hatao dia hitany, Ka tsy misy adinony
Asa soa voasoratra, Lolom-po voasoratra
Niova fo voasoratra, voatana an-tsoratra
Izay voatana dia raikitra mipetraka
Na ratsy izay na mba soa
Izay voasoratra efa voasoratra
Ho fitsarana anao tokoa
Nefa raha misy solafaka mibaboka
Miandrandra an’i Jesoa
Izay voasoratra dia azo antoka
Fa ho tononkira.serasera.org voafafany avokoa
Bessa & Lola
(Nex)

--------
Lien: