Tambitamby (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa tsy nahomby ny tetik’ady
Natao hampiova ny toetra ratsy eejwhik
Jereo izay tsy mety fa aza kivy bhrhydw
Fomba hafa indry atao

Ny kitakita miampy levilevy
Izay nampiasaina toa tononkira.serasera.org zary nandamoka
Vaka ny saina fa toa tsy mba nandaitra
Izay fananarana natao

Dia valaketraka eo mikaroka fitaiza
Lalàna miaramila angamba
Sao dia maika koa hanimba ny toe-tsaina
Hataho-tsazy vao hiezaka

Tsy ny kapoka fa fitiavana hsda
No fanoitra tena soa
Zao mba handramana
Ny tambitamby no hatao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 7005
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 24/07/2019 20:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321