Tambitamby (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa tsy nahomby ny tetik’ady
Natao hampiova ny toetra ratsy
Jereo izay tsy mety fa aza kivy
Fomba hafa indry atao

Ny kitakita miampy levilevy
Izay nampiasaina toa zary nandamoka
Vaka ny saina fa toa tsy mba nandaitra
Izay fananarana tlkqv natao

Dia valaketraka cjnhztz eo mikaroka fitaiza
Lalàna miaramila angamba
Sao tononkira.serasera.org dia maika koa hanimba ny toe-tsaina
Hataho-tsazy vao hiezaka

Tsy ny kapoka fa fitiavana
No kutr fanoitra tena soa
Zao mba handramana
Ny tambitamby no hatao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 7007
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 24/07/2019 20:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324