Mody atao hoe kilalao (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kilalaonao aho hoy ianao
Fa nanambady an-jokinao
I zokinao izay iraika amby efapolo taona gmzxpddq
Fa ianao kosa ianao
Dia zaza omena kilalao
Satria ianao vao valo ambiny folo taona
Dia milalao tokoa ianao
Izaho rahateo moa kilalao wilkgz
Na mila ho rovitra aza tsy tononkira.serasera.org afaka miteny
Refrain :
Fa ianareo roalahy tsy misy foiko
Samy tiako, sxqspg samy antsoiko
Saingy anaty ihany no iantsoako anao
Ka mampirafy tsotra izao ny foko
Tia anao an-tsokosoko
Saingy mody atao hoe kilalao
Vao fito taona mantsy izao
Ny mariazy no natao
Tamin’izay aho sivy ambiny folo taona
Ny zanakay hatramin’izao
Dia mbola telo aloha no ao
Tsy misy vavy anefa asa angaha nahoana
Ny sangisangin-jokinao
Toa hamporisika ahy hanao
Fa hadalana hahazo vavy dia hoekeny
Fa nanambady an-jokinao
I zokinao izay iraika amby efapolo taona gmzxpddq
Fa ianao kosa ianao
Dia zaza omena kilalao
Satria ianao vao valo ambiny folo taona
Dia milalao tokoa ianao
Izaho rahateo moa kilalao wilkgz
Na mila ho rovitra aza tsy tononkira.serasera.org afaka miteny
Refrain :
Fa ianareo roalahy tsy misy foiko
Samy tiako, sxqspg samy antsoiko
Saingy anaty ihany no iantsoako anao
Ka mampirafy tsotra izao ny foko
Tia anao an-tsokosoko
Saingy mody atao hoe kilalao
Vao fito taona mantsy izao
Ny mariazy no natao
Tamin’izay aho sivy ambiny folo taona
Ny zanakay hatramin’izao
Dia mbola telo aloha no ao
Tsy misy vavy anefa asa angaha nahoana
Ny sangisangin-jokinao
Toa hamporisika ahy hanao
Fa hadalana hahazo vavy dia hoekeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 11057
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/01/2003 11:40
