Mba hiantefa (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba te hiantefa ao amponao
Zao vetsovetsompoko rehetra izao
Mba te hikiky zay ratra tao
Ny fitiavako nandao anao
Tsaroako anefa fa nofy ihany
Fa fitiavana efa ritra na tsy nisy
Nianjonanao ‘ty fo tomany
Masoandro vao nitranga xwuhjdko teo dia dify
Fanantenana am-pitsiriana
Ny haniriany aza tany tononkira.serasera.org maina
Taratra eso tsy foy ariana
Hamelana izy hiotazako
Mba te ho maina ireo maso mando
Toloranao fitiavana indray
Mba te ho tony eny isan’andro
Hianoka fitia mandrakizay
Tsaroako anefa fa mafy izany
Tsy ho ketraka aho ryfm fa hanantena anao hatrany
Izay kokyaoek milefa dia aleo ho any
Na sarotra aza manantena ihany
Zao vetsovetsompoko rehetra izao
Mba te hikiky zay ratra tao
Ny fitiavako nandao anao
Tsaroako anefa fa nofy ihany
Fa fitiavana efa ritra na tsy nisy
Nianjonanao ‘ty fo tomany
Masoandro vao nitranga xwuhjdko teo dia dify
Fanantenana am-pitsiriana
Ny haniriany aza tany tononkira.serasera.org maina
Taratra eso tsy foy ariana
Hamelana izy hiotazako
Mba te ho maina ireo maso mando
Toloranao fitiavana indray
Mba te ho tony eny isan’andro
Hianoka fitia mandrakizay
Tsaroako anefa fa mafy izany
Tsy ho ketraka aho ryfm fa hanantena anao hatrany
Izay kokyaoek milefa dia aleo ho any
Na sarotra aza manantena ihany
--------
Rohy:
