Mba hiantefa (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba te hiantefa ao amponao
Zao vetsovetsompoko rehetra izao
Mba te hikiky zay ratra tao
Ny fitiavako nandao anao

Tsaroako  anefa fa nofy ihany
Fa fitiavana efa ritra na tsy nisy
Nianjonanao ‘ty fo tomany
Masoandro tononkira.serasera.org vao nitranga teo dia dify

Fanantenana am-pitsiriana
Ny haniriany aza tany maina
Taratra eso tsy foy ariana
Hamelana izy hiotazako

Mba te ho maina ireo maso mando
Toloranao fitiavana indray
Mba te ho tony eny isan’andro
Hianoka fitia mandrakizay

Tsaroako anefa fa mafy izany
Tsy ho ketraka aho qocbgah fa hanantena anao hatrany
Izay milefa dia kxtify aleo ho any
Na sarotra cyoefhrn aza manantena ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 5143
Likes : 0 Like
Created by : ni81
Date : 23/06/2009 20:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0896