Maty ilay mpivaro-tena (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty jnsyhfg ilay mpivaro-tena
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza gubkjgoc nampimalo, lmtwws
hono, izao ny tononkira.serasera.org tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny’
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza gubkjgoc nampimalo, lmtwws
hono, izao ny tononkira.serasera.org tany maminy
Tsy mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny’
--------
Rohy:
