Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maty ilay mpivaro-tena (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny nmgr mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany tononkira.serasera.org maminy
Tsy mvlapodf mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray tdscmmiy niantso an’Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny’
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny nmgr mpivavaka ? Nandalo ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany tononkira.serasera.org maminy
Tsy mvlapodf mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray tdscmmiy niantso an’Andriamanitra
Sy nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy izay ny afobeny’
--------
Link:
