Kizitina (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mikiry, manantena tononkira.serasera.org anao
Na dia impiry no voafitakao
Nangirifiry ny masoko roa
Nila tsy ho toha nefa ho aiza moa
Nangina aho fa voa
Nenina sisa lova napetrakao
Hatao tanisa ahatsiarovana xvdn anao
Nefa fnhr tsy leony fa misisika iany
Ny foko miteny, mampanantena hatrany
Mbola mikiry, manantena anao
Na dia impiry nofitahinao
Midiridiry ny masoko roa
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia avwtmp taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
BESSA (Lôla & Nanie)
Na dia impiry no voafitakao
Nangirifiry ny masoko roa
Nila tsy ho toha nefa ho aiza moa
Nangina aho fa voa
Nenina sisa lova napetrakao
Hatao tanisa ahatsiarovana xvdn anao
Nefa fnhr tsy leony fa misisika iany
Ny foko miteny, mampanantena hatrany
Mbola mikiry, manantena anao
Na dia impiry nofitahinao
Midiridiry ny masoko roa
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia avwtmp taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
BESSA (Lôla & Nanie)
--------
Rohy:
