Ampidiro aloha ny tenimiafina
Kizitina (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola mikiry, manantena anao
Na dia impiry no ldsfikf voafitakao
Nangirifiry ny masoko tononkira.serasera.org roa
Nila tsy ho toha nefa ho aiza moa
Nangina aho fa voa
Nenina sisa lova napetrakao
Hatao tanisa ahatsiarovana anao
Nefa tsy leony fa misisika iany
Ny foko miteny, mampanantena hatrany
Mbola mikiry, manantena anao
Na anjd dia impiry nofitahinao
Midiridiry ny masoko roa
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery atks eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
BESSA (Lôla & Nanie)
Na dia impiry no ldsfikf voafitakao
Nangirifiry ny masoko tononkira.serasera.org roa
Nila tsy ho toha nefa ho aiza moa
Nangina aho fa voa
Nenina sisa lova napetrakao
Hatao tanisa ahatsiarovana anao
Nefa tsy leony fa misisika iany
Ny foko miteny, mampanantena hatrany
Mbola mikiry, manantena anao
Na anjd dia impiry nofitahinao
Midiridiry ny masoko roa
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery atks eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
Mijery eo aloha fandrao mba hifoha
Ilay fitia taloha
BESSA (Lôla & Nanie)
--------
Lien:
