HATAKA (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo saina mahafehy vnaktuhh tena
Hisedra fakam-panahy izao
Omeo fom-panetre tena aho
Hanaiky izay zara tendrinao

Hamafiso ny rxevjgxg finoako Anao
Ahaizako manao
Toy ny efa nataonao
Ka tsy izay sitrapoko
Fa ny sitrakao
Tompo ô! no aoka tononkira.serasera.org anie hatao

Bessa qriabv sy Lola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 12176
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : GROUPEMF
Daty : 28/08/2009 07:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5447