HATAKA (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo saina mahafehy tena
Hisedra fakam-panahy izao
Omeo fom-panetre iixggwl tena aho
Hanaiky izay tononkira.serasera.org zara tendrinao
Hamafiso ny finoako Anao
Ahaizako manao
Toy ny efa nataonao
Ka gzunw tsy izay sitrapoko
Fa ny sitrakao
Tompo ô! no aoka anie hatao
Bessa gnxu sy Lola
Hisedra fakam-panahy izao
Omeo fom-panetre iixggwl tena aho
Hanaiky izay tononkira.serasera.org zara tendrinao
Hamafiso ny finoako Anao
Ahaizako manao
Toy ny efa nataonao
Ka gzunw tsy izay sitrapoko
Fa ny sitrakao
Tompo ô! no aoka anie hatao
Bessa gnxu sy Lola
--------
Lien:
