Angamba (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mamy angamba ny fahafahana
raha toa ka ombam-pitiavana
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana

Tsy hisy intsony ny fanavahana
ara-poko, fivavahana
ka ny tononkira.serasera.org lasa dia hofongorana
sy hodorana mba ho may

Ny ady lahy sy ny firongony
dia tsy ho sahy hifongatra
Raha toa ny uplmlx jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana

Ny atsembohana no hinanana
nefa kosa ho'ah cvgoyi samy hananana
ka tsy hisy indray ireo mpangalatra
tsy smhycahv hisasatra ka handray!

Angamba aho faly, angamba aho sambatra raha toa izany tanteraka!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 6202
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tiavinamarina
Daty : 21/11/2019 21:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4237