Angamba (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mamy angamba ny fahafahana
raha toa ka ombam-pitiavana
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana

Tsy elde hisy intsony ny fanavahana
ara-poko, cygyusl fivavahana
ka ny lasa dia hofongorana
sy hodorana mba ho may

Ny ady lahy sy ny firongony
dia tsy ho sahy hifongatra
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana

Ny zdbwqxhu atsembohana no hinanana
nefa kosa ho'ah samy tononkira.serasera.org hananana
ka tsy hisy indray ireo mpangalatra
tsy hisasatra ka handray!

Angamba aho faly, angamba aho sambatra raha toa izany tanteraka!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 6070
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tiavinamarina
Date : 21/11/2019 21:54
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113