ry vorona misodisody (Bandin'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry vorona, ry vorona misodisody
etsy hafarako, etsy hafarako ianao re mba hody
ilazao, ilazao ny any an-tanana
izy hoe, izy hono, hoe manatrika ady mafana
Dia mba lazalazao amin'Ikaky sy i Neny
tsy adinony, fjvkux hono, hoe ireny anatra ireny
Tsy fisiana hoe, tsy fisiana mahazaka maniraka
ka voatery, voatery izy hiondrana amoron-tsiraka
Ry vorona o! inty ary ilay taratasy
fa hanainga hoe, ry zareo atsy ho atsy
ny vola hoe, ny vola no sisa andrasana
dia mikasa, mikasa izy hamonjy an'ilay Tanindrazana
Dia mba lazalazao amin'ikaky sy Neny
tsy hadinony, hono, hoe ireny anatra ireny
Fa mafy ny mamelona vady aman-janaka
ka voatery izy, hono, hoe hiondrana aty Antsihanaka.
Ry vorona o! ivilio aho rehefa miverina
ahafantarako ny maresaka lehd avy any Imerina tononkira.serasera.org
Hikopak'elatra aho, fa vorona taitram-basy
Toa tsy ho ela, tsy ho ela, hono, dia ilaozany mantsy ilay lasy
Dia mba lazalazao amin'Ikaky sy i Neny
tsy adinony, hono, hoe ireny anatra ireny

Ilay lasy hoe: nitondrany fangirifiriana
patrak'ala, hono, hoe nampiarina am-pandriana
ny orana, saika lany tao daholo
fa nanify, nanify angamba hoy aho ilay trano mitafo mololo.

Fa mafy njwog ny mamelona vady aman-janaka

Ajr

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bandin'Ambohimiadana.Vangy : 261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DaheryJunior
Daty : 26/02/2026 11:15