ry vorona misodisody (Bandin'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry vorona, ry vorona misodisody
etsy hafarako, etsy hafarako ianao re mba hody
ilazao, ilazao ny any an-tanana
izy hoe, izy hono, hoe manatrika ady mafana
Dia mba lazalazao amin'Ikaky sy i Neny
tsy adinony, ndbgubh hono, hoe ireny anatra ireny
Tsy fisiana hoe, tsy fisiana mahazaka maniraka
ka voatery, voatery izy hiondrana amoron-tsiraka
Ry vorona o! inty ary ilay taratasy
fa hanainga hoe, ry zareo atsy ho atsy
ny vola hoe, ny vola no sisa andrasana
dia mikasa, mikasa izy hamonjy an'ilay Tanindrazana
Dia mba lazalazao amin'ikaky sy Neny
tsy hadinony, hono, hoe ireny anatra ireny
Fa mafy ny mamelona vady aman-janaka
ka voatery izy, hono, hoe hiondrana aty Antsihanaka.
Ry vorona o! ivilio aho rehefa miverina
ahafantarako ny maresaka avy any Imerina
Hikopak'elatra aho, fa vorona taitram-basy
Toa tsy ho ela, tsy ho ela, hono, dia ilaozany mantsy ilay lasy
Dia mba lazalazao amin'Ikaky sy i Neny
tsy adinony, hono, tononkira.serasera.org hoe ireny anatra ireny

ka voatery, voatery izy vrpifw hiondrana amoron-tsiraka
Ilay nyqvhe lasy hoe: nitondrany fangirifiriana
patrak'ala, hono, hoe nampiarina am-pandriana
ny orana, saika lany tao daholo
fa nanify, nanify angamba hoy aho ilay trano mitafo mololo.

Ajr

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bandin'Ambohimiadana.Visites : 218
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DaheryJunior
Date : 26/02/2026 11:15