Zaza navela (Bandin'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy mihambo ho masiaka any ho anyny aty vain'afo mandoro avy hatrany
e e e....
Eny oooo
Raha misy mihambo ho mangidy tsy laitra
eto aty mba hahita ny tena mafaitra
e e e....
Eny ooo
Ekena fa lamaody ny hiram-bazaha
kanefa ny an'ialahy tsy mena-mitaha
e e e....
Eny ooo
Dia ho rariny ve rehefa mahitahita
manao ny an'ny tena ho valalan'aliaka
e e e.....
Eny ooo
Indreto izahay re ry dada sy neny e e e...
Mitady ny very fa zaza navela e e e...
Ry zoky sy zandry jereo ny hirantsika e e e...
Aza avela ho zary vavavan'aliaka e e e...
Raiso ny kabôsy, tendreo ny valiha e e e...
Avereno ny kalon'ikaky fahiny e e e...
Araho hirahira tsy mora hadino e e e..
Tsy ho mena-mitaha amin'ny an'ny vahiny e e e...
e e e....
Ento mora sombin'aina
e e e...
Ento mora andriamatoa
A/C: Rossy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Bandin'Ambohimiadana.Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DaheryJunior
Date : 26/02/2026 11:21
