raha nambinina (Bandin'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:Raha nambinina ianao aza miavona
ny eto an-tany anie zava-poana toy ny zavona
tsinjovy ireo kamboty mahantra
fadio koa ny manao tsindry hazo lena
1-
Raha ny vola no tsy hitiavan-kavana ô
dia naleoko ihany tsy mba nanana
na ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy
Fiv: .......
2-
Raha ny vola no tsy hitiavan-janaka ô
dia naleoko ihany tsy niteraka
na ory, na manana ianao dia tsarovy
"any am-pasana" ×2 mitovy
daHery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Bandin'Ambohimiadana.Vangy : 29
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DaheryJunior
Daty : 23/02/2026 19:56
