Bandin'Ambohimiadana.
Hampiditra sary Nampiditra DaheryJunior
23/02/2026 19:34
Hiran'i Bandin'Ambohimiadana. 5 Jereo eto
Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
23/02/2026 19:34
Hiran'i Bandin'Ambohimiadana. 5 Jereo eto
Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
Fikambanana tovolahy mpandeha manao adidy amin'ny fahoriana(mpiandry faty) any amin'ny Distrikan'AndramasinaEfa manana hiran'izy ireo manokana, manana hirana-mpanakanto eto madagasikara izay somary miova kely ny ampahany amin'ny tonony(cover)
ary efa miezaka manao raki-peo
raha fintinina dia mpisôva any Ambohimiadana-Andramasina any izy ireo
Hevitra momba an'i Bandin'Ambohimiadana.
Mbola tsisy nametraka hevitra
