Mampianara anay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMPIANARA ANAY
Refrain: Tompo lhxg o ampianaro izahay
Hanetry tena, hifankatia fa mpianatrao tokoa
Ka hiray tononkira.serasera.org fo, hifanohana,hifampitantana
Mba ho iray tokoa izahay hatrany andanitra
1/Mitafia fitiavana, fitiavan'Andriamanitra
Hanetry tena, hifanompo fa mpianatry ny Tompo
Hifamela heloka, zanak'Andriamanitra
Refrain: Tompo o...
2/Ny fampianaran'i Jesoa, ampiharo sy efao
Izay te ho Tompo no aoka hanompo ireo namana
Hfandray euwnbva Tanana,zanak'Andriamanitra
Refrain: Tompo o...
FJKM Zoara vrnnqbsx Fanantenana Ambohipo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 04/12/2024 17:17