Kristy Mpanjakako (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Kristy o Mpanjakako
Ny foko ho Anao
Ny feoko hasandratro
Hihira ho Anao
2-Mba fdla dxjk raiso ny fanahiko
Hanao ny sitraka0
Ny tenako, ny heriko
Dia ento rusj ho Anao
3-Ny tongotro, ny tanako
Hiasa ho Anap,
Ny androko, ny volako
Omeko ho Anao
4-Izaho tononkira.serasera.org dia tsy mendrika
Anao ry Tompo ol
Kanefa re mba raisonao
Ny foko ho Anao
Ny foko ho Anao
Ny feoko hasandratro
Hihira ho Anao
2-Mba fdla dxjk raiso ny fanahiko
Hanao ny sitraka0
Ny tenako, ny heriko
Dia ento rusj ho Anao
3-Ny tongotro, ny tanako
Hiasa ho Anap,
Ny androko, ny volako
Omeko ho Anao
4-Izaho tononkira.serasera.org dia tsy mendrika
Anao ry Tompo ol
Kanefa re mba raisonao
Ny foko ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 850
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 15:38
