Fangataham-pitahiana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tononkira.serasera.org vokcea o indreto izahay miondrika Aminao
Mangataka ny fanahinao re
Hamasino izahay
Jeso ulmsni o ireo ny vahoakanao
Vangio lfvkae ny fon'ireo hahay mandray
Izay voalaza izao fitorianay izao
Jesoa3 Tompon'ny hery
Jesoa3 voninahitra anie ho Anao
Amen
Mangataka ny fanahinao re
Hamasino izahay
Jeso ulmsni o ireo ny vahoakanao
Vangio lfvkae ny fon'ireo hahay mandray
Izay voalaza izao fitorianay izao
Jesoa3 Tompon'ny hery
Jesoa3 voninahitra anie ho Anao
Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 774
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:09
