Tanano re (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indraindray manalavitra Anao zahay
Fa notefenao, namboarinao mba hanompo Anao
Tsapanay lay fitiavanao anay Tsitoha
Satria masimandidy aminay ianao
Ka lay avonavom-poko noratsananao
Fiheveran-tenako noesorinao
Fa Ianao Tompo rodk ô no mitantana anay
FIV: Eny voafetra aho, f'Ianao lay tsy tononkira.serasera.org mba manampetra
Ka na mafy aza izao, tsy miontsina izay mibanjina hrem Anao
Tsy avelako Ianao Jesô, raha tsy mihazona ahy
Fa akaikinao no mahatsara ahy (*2 @ Farany)
Zandrinao zahay Jesô, TANATANO znyuh RE ( @ Farany)
2- Mitalaho Aminao zahay ry Ray
Mba atsahatrao ny adiady zay mampisaratsaraka
Vonona fa iaradia no tanjona
Tahionao fa te hiray Aminao
Ka nasarotra ny asa tsy ana-tahotra
Reo sedra izay mandalo taoko tsy hahakivy ahy
Fa Ianao Tompô no mitantana anay
Berova
2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 220
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 03/03/2026 12:32