TAFATSANGANA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatsangana ny Tompo
Ô haleloia
Fa nandresy srobsn ny fasana
Haleloia velona Jesô
Mifalia mihobia fa tanteraka kyhmkitj ny dhujaqw famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona ilay Tomponao
Tsy mba nilà takalo ny nanavotany anao ny nisoloany anao
Fa nataony an-tsitrapo
Izaho sy ianao lay malalany
Mifalia mihobia fa tononkira.serasera.org tanteraka ny famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona ilay Tomponao
Album 2
ASAFA 2017
a/c: Fiononana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 404
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 11/11/2024 18:08