TAFATSANGANA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatsangana ny gwan Tompo
Ô haleloia
Fa nandresy tononkira.serasera.org ny fasana
Haleloia velona Jesô
Mifalia mihobia fa tanteraka ny famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona ilay Tomponao
Tsy mba nilà takalo ny nanavotany anao ny nisoloany anao
Fa nataony an-tsitrapo
Izaho sy ianao lay malalany sqoxkxz
Mifalia mihobia fa tanteraka ny famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona komfi ilay Tomponao
Album 2
ASAFA 2017
a/c: Fiononana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 454
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 11/11/2024 18:08