MENDRIKA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MENDRIKA
A/C gpxga :Fiononana
Mambabo ny saina tononkira.serasera.org sy ny fo sy nmefi fanahy
Ny ha-lehibe ny indrafonao zxjbjtcx Andriamanitra ô
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao
Manampy anay amin’ny fiainanay
Tompo ô misaotra Anao na tsy mendrika aza izahay
Mendrika ny hoderaina ianao
fa tompo tia mpanjaka be fitia
sambatra izay manana anao
fa lavitry ny tebiteby ny fiainany
Asafa vol 2
A/C gpxga :Fiononana
Mambabo ny saina tononkira.serasera.org sy ny fo sy nmefi fanahy
Ny ha-lehibe ny indrafonao zxjbjtcx Andriamanitra ô
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao
Manampy anay amin’ny fiainanay
Tompo ô misaotra Anao na tsy mendrika aza izahay
Mendrika ny hoderaina ianao
fa tompo tia mpanjaka be fitia
sambatra izay manana anao
fa lavitry ny tebiteby ny fiainany
Asafa vol 2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 10/10/2023 15:03
