MENDRIKA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MENDRIKA
A/C :Fiononana

Mambabo ny saina sy ny tononkira.serasera.org fo sy fanahy
Ny ha-lehibe ny indrafonao Andriamanitra ô
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao
Manampy anay amin’ny fiainanay
Tompo  ô misaotra Anao na tsy mendrika aza izahay

Mendrika ny hoderaina ianao
fa tompo palctbhp tia mpanjaka be xkrgmxad fitia
sambatra izay manana anao
fa lavitry ny tebiteby bxlhn ny fiainany

Asafa vol 2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Hits : 597
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 10/10/2023 15:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385