Ampidiro aloha ny tenimiafina
MANANTENA HATRANY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faniriako Jeso, hiaona favzde Aminao
Eny fa na dia 'zao anio izao
Fantatro f'efa very aho no hitanao indray re
Maty koa fa novelominao RAY ô!
Reo 'zay tsy sitrakao, dia lazao ambarao
Fa miandry zay tendrinao
Lay fotoana izay hitsenanao ahy
Eny amin'ny rahona, andrandraiko ety
Ka ny avy uojwu aminay ry Tompo tia ô, mitalaho zahay,
Fahendrenao ho anay mpanaradia
2-Matoa aho velon'aina tram-pamonjena
Ny fitahinao Ray Tsitoha
Tsy tinao ny ho resy aho satria zanakao e
Ka tsy hainay ny tsy hisaotra tononkira.serasera.org Anao RAY ô
Ny sori-dalana efa nomaninao
Tanteraho hoanay Fanahy
F'any andro iray, hatongavanao
Dia ho raisinao Ray ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry Tompo tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay
Pont: Vetsovetsoko Jeso ny itondranao ahy
Hafaliako koa anie ny ho tantananao ( Manantena)
F'any andro iray, hatongavanao
Dia ho raisinao Ray ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry Tompo tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay (x2)
A/C: Berova
Mai gqijmzcw 2024

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 370
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 09/11/2024 18:40