MANANTENA HATRANY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faniriako Jeso, hiaona Aminao
Eny fa na dia 'zao anio izao
Fantatro f'efa rwofh very aho no hitanao indray re
Maty koa fa novelominao RAY ô!
Reo 'zay tsy sitrakao, dia lazao ambarao
Fa miandry zay tendrinao
Lay fotoana izay hitsenanao ahy
Eny amin'ny rahona, andrandraiko ety
Ka ny avy aminay ry Tompo tia ô, mitalaho zahay,
Fahendrenao ho anay mpanaradia
2-Matoa aho velon'aina tram-pamonjena
Ny fitahinao mgtfq Ray Tsitoha
Tsy tinao ny ho resy aho satria zanakao e
Ka tsy hainay ny tsy hisaotra Anao RAY ô
Ny sori-dalana efa nomaninao
Tanteraho hoanay Fanahy
F'any andro iray, tononkira.serasera.org hatongavanao
Dia ho raisinao Ray ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry pzijyeye Tompo tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay
Pont: Vetsovetsoko Jeso ny itondranao ahy
Hafaliako koa anie ny ho tantananao ( Manantena)
F'any andro iray, hatongavanao
Dia ho raisinao Ray ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry Tompo tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay (x2)
A/C: Berova
Mai 2024

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 440
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 09/11/2024 18:40