Fiadanana (Noely) (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Androm-pahasoavana anio
Andro naterahan'ny Mpamonjy
Tonga ho ahy sy ho anao
Ilay Famonjena
Raiso amin'ny Finoana
FIV-Matokia fa aza miahiahy
Jesosy Tompo no itantana
Sokafy re vlagxl ny fonao izao
Izy irery no ampanjakao tononkira.serasera.org wjmupfa dia
Ho tsapanao lay Fiadanana
2-Nde isika samy handini-tena
Hoe hatraiza mo izaho ity?
Zao ljbym noely izao
Feno fandresena
N'inona mahazo ety
Berova
2021
Andro naterahan'ny Mpamonjy
Tonga ho ahy sy ho anao
Ilay Famonjena
Raiso amin'ny Finoana
FIV-Matokia fa aza miahiahy
Jesosy Tompo no itantana
Sokafy re vlagxl ny fonao izao
Izy irery no ampanjakao tononkira.serasera.org wjmupfa dia
Ho tsapanao lay Fiadanana
2-Nde isika samy handini-tena
Hoe hatraiza mo izaho ity?
Zao ljbym noely izao
Feno fandresena
N'inona mahazo ety
Berova
2021
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 11/12/2024 15:21
