Fiadanana (Noely) (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Androm-pahasoavana anio
Andro naterahan'ny Mpamonjy
Tonga ho ahy sy ho anao
Ilay Famonjena
Raiso amin'ny Finoana

FIV-Matokia fa aza miahiahy
Jesosy Tompo no itantana
Sokafy re ny fonao izao
Izy irery no ampanjakao dia
Ho tsapanao lay Fiadanana

2-Nde isika samy handini-tena
Hoe hatraiza mo izaho ity?
Zao noely izao
Feno fandresena
N'inona mahazo ety

Berova
2021
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 262
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 11/12/2024 15:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.159