FA TSARA IANAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba tsapanao
Ny fahasoavana omeny anao
Tsy tambo isaina, sy ho tantaraina
Tsy takatry ny sainao
Ny fomba itondrany anao
Mahavariana mahasondriana
Fa safidiny ny tsy hahavery anao satria tononkira.serasera.org zanany ianao (Safidy, ianao, zanany bmygohkf ianao)
Atolory Azy ny fonao, hidirany( ou! ou! hidirany)
Saotra no atolotray, ho Anao ry Ray
Derainay foana foana fa sfkfw mpanjakanay
Mendrika ankalazaina, FA TSARA IANAO
Manerana izao tontolo izao, ny Voninahitrao
Indro omeny Anao
Ny fiainana vaovao
Any an-danitra , mahafinaritra
Ka miomana re
handray ny avy aminy
Ry namako ô, ry havako aby e
Koa maneke Azy ianao (Ekeo Izy, amin'ny fonao)
Amin'ny fonao
Fa miandry ao ambadika ao ny anjaranao (ou,ou, ny anjaranao)
Saotra no atolotray, ho Anao ry Ray
Derainay foana foana fa mpanjakanay
Mendrika ankalazaina, FA TSARA IANAO
Manerana izao tontolo izao, ny Voninahitrao
Bridge: X2
Ny molotray Jesô hideranay Anao
Ny antsoantsonay hoe FA TSARA ievheqj IANAO
Saotra no atolotray, ho Anao ry Ray
Derainay foana foana fa mpanjakanay
Mendrika ankalazaina, FA TSARA IANAO
Manerana izao tontolo izao, ny Voninahitrao
ASAFA 2019
A/C Berova

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 887
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 29/12/2023 09:36