Ny Antsonao (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandre ilay
Feonao niantso ahy
Hoe Iza no ho irako
Ary tononkira.serasera.org izay no handeha ho Irakay
Dia namaly Aho
Tsy nampiandry Ela intsony ghiqns Anao

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho
Hamaliako ny antsonao
Ny finoana novolenao tato am-poko
ka Izao rehetra izao
Hitoriko ny hatsaranao

Dia nijoro aho
Dia nitory aho
Hatramin'izao
Fa nomenao toky mamy hoe:
Indro aho momba anao jtcgdoqc foana
Mandrakizay
Ka navaoziko ilay voady hoe:

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho....

Brd:
Ny fitiavanao no iwiwhtqw nitaona anay
hamaly izay antsonao Izany
Ny fahalehibeazanao tsy hain'iza n'iza tohaina
No mampandroso anay
Hanompo Anao

Isan'andininy:
Inty aho
hIraho aho....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 1943
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : asafaworsh
Daty : 29/10/2015 15:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569