Zava-poana (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mugo naharay ilay taratasinao iny aho
Dia fantatro avy hatrany ny tianao ambara ahy
Ary haiko tsara ilay teninao farany
Hoe misy olana avy any aminao
Nilaza ahlgwuum tamiko ianao hoe inona ny tokony atao
Fa tsy voalazanao, izay ao am-pona ao
Ref: Zava-poana akqqemk izao tontolo izao
Raha toa aho k’ilaozanao
Zava-poana tsisy dikany intsony
Toa maizina daholo ny fiainako tontolo.
Ireo fihetsikao tamiko taty aoriana
Dia mampiseho ny fiainga rehetra
Toa tsy hita foana rehefa ilaiko iny ianao
Fa hoe tsy afaka, ka aelo rahampitso
tononkira.serasera.org Nilaza tamiko ianao .........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Art'RindraVangy : 3535
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rainimala
Daty : 21/06/2006 22:14