Zava-poana (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha naharay ilay taratasinao iny aho
Dia fantatro avy hatrany ny tianao oapqoqpe ambara ahy
Ary haiko tsara ilay bfglpa teninao farany
Hoe misy olana avy any aminao
Nilaza tamiko ianao hoe inona ny tokony atao
Fa tsy voalazanao, izay ao am-pona ao
Ref: Zava-poana izao tontolo izao
Raha toa aho k’ilaozanao
tononkira.serasera.org Zava-poana tsisy dikany intsony
Toa maizina daholo ny fiainako tontolo.
Ireo fihetsikao tamiko xrcv taty aoriana
Dia mampiseho ny fiainga rehetra
Toa tsy hita foana rehefa ilaiko iny ianao
Fa hoe tsy afaka, ka aelo rahampitso
Nilaza tamiko ianao .........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Art'RindraVisites : 3456
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rainimala
Date : 21/06/2006 22:14