Nofy ratsy (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra ho ahy ary ho anao ihany koa
Ny hiaraka ho mandrakizay
Tsy mety mifoha, tsy takatry ny saina
Ilay fitia ho doria
Ireo nofy mamy toa tsy eto an-tany
Izaho sy ianao mifangaro
Tontolo vao sy hafahafa
Miraikitra an-doha tononkira.serasera.org tsy ho voafafa
Fa rehefa hifoha dia mety ho rava
Tsy hitohy intsony, voafetra ny hadalana
Ref: Tsy ho ahy ianao, izaho tsy ho anao
Na dia maro aza ireo ditra natao
rnyhgs Fa lalana tsy maintsy ho rava
Ireo adalana, ireo vita sy natao,
acdha Hipetraka ho tantara, mampanembona anao
Toa nofy sisa, ilay nofintsika
Dia samy hiondrika isika, tsy hitraka intsony
Fa hifandao, tsy ho kilalao,
Tsapanao tsara fa tsisy azo atao
Ny hoe izaho sy ianao hvwb ho vanona
Ireo nofy mamy.........
Ny hiaraka ho mandrakizay
Tsy mety mifoha, tsy takatry ny saina
Ilay fitia ho doria
Ireo nofy mamy toa tsy eto an-tany
Izaho sy ianao mifangaro
Tontolo vao sy hafahafa
Miraikitra an-doha tononkira.serasera.org tsy ho voafafa
Fa rehefa hifoha dia mety ho rava
Tsy hitohy intsony, voafetra ny hadalana
Ref: Tsy ho ahy ianao, izaho tsy ho anao
Na dia maro aza ireo ditra natao
rnyhgs Fa lalana tsy maintsy ho rava
Ireo adalana, ireo vita sy natao,
acdha Hipetraka ho tantara, mampanembona anao
Toa nofy sisa, ilay nofintsika
Dia samy hiondrika isika, tsy hitraka intsony
Fa hifandao, tsy ho kilalao,
Tsapanao tsara fa tsisy azo atao
Ny hoe izaho sy ianao hvwb ho vanona
Ireo nofy mamy.........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Art'RindraVangy : 4828
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rainimala
Daty : 21/06/2006 22:23
