Zava-poana (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha naharay ilay taratasinao iny aho
Dia fantatro avy hatrany ny tianao ambara ahy
Ary haiko tsara ilay teninao farany
Hoe misy olana avy any aminao
Nilaza tamiko ianao hoe inona ny tokony atao
Fa tsy voalazanao, izay ao am-pona ao
Ref: Zava-poana izao tontolo izao
tononkira.serasera.org jegvi Raha toa aho k’ilaozanao
ugqmm Zava-poana tsisy dikany intsony
Toa maizina daholo ny fiainako tontolo.
Ireo vhrutr fihetsikao tamiko taty aoriana
Dia mampiseho ny fiainga rehetra
Toa tsy hita foana rehefa ilaiko iny ianao
Fa hoe tsy afaka, ka aelo rahampitso
Nilaza tamiko ianao .........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Art'RindraHits : 3496
Likes : 0 Like
Created by : Rainimala
Date : 21/06/2006 22:14