Fitiavantsika (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana avy ao anaty
no miely ao am-po toa tsy bxlqi tana
Lay endrikao feno hazavana
no manjaka ao an-tsaina, tsy mba mety miala
Lay fitia omeko anao anjakao,
fa nataoko izy iny ho ahy hqap sy ho anao
Feno fanahy sady lalaiko,
sitraky ny fo sy ny saiko
Raha tsy eo tononkira.serasera.org ianao, marary ny aiko
Ref: Omeko anao tsisy fetra
Omeko anao ny amiko rehetra
Tsy horavana, tsy hovonoina fa mba hitoetra
Omeko anao ireo fifaliana,
wfjo Zaraiko ho antsika ireo fahoriana
F’ianao tsy hamoy, tsy hanadino ny efa vita
Fitiavana tsy noterena,
Fa sitrapo, tsy hay fefena
Raha tsy eo ianao, toa mila tsy ho tanty
Ilay vetsom-po ho anao mandra-maty
Ilay fitia omeko anao ..........

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Art'RindraHits : 4920
Likes : 0 Like
Created by : Rainimala
Date : 21/06/2006 21:45