Fidio tsara (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh etsy kely anie
Misy feo manakoako
Miantsoantso antsika indray hoe
Miverena e
(Beso) miverena ô
Moa tsy mba renao ve ?
Tsy ctlzfo iza izany tsy akory fa
Ny Tompo ihany no miantso antsika mba hody
Oh etsy kely anie...
Ka mba saino ihany aloha
Izato làlana hombana
Lanitra ve sa helo ity fiafaràna ?
(Beso) Lalan-tokana ihany
Lalan-tokana ihany slymvn no azo antoka ho tsara
Efa fantatrao ry namako ô
(Beso) Dia Jesosy Tompo izany ô
Ka fidio tsara ô
Tsy ho tara ianao
(Beso) Tsy ho neninao
Tsy ho nenina ao afara
Ka fidio tsara tononkira.serasera.org ô...
Feon-kira...
Fitiavana anie
Fiadanam-po no miandry any
Ka nahoana ianao no ho malaina e ?
(Beso) Ka nahoana e ?
Raha ny eto an-tany anie
Fandalovàna ihany
Fa ntezuv tsy hisy izay haharitra ho doria
Fitiavana anie...
Ka mba saino...
Ka fidio tsara ô... (*2)
Oh etsy kely anie...
Misy feo manakoako
Miantsoantso antsika indray hoe
Miverena e
(Beso) miverena ô
Moa tsy mba renao ve ?
Tsy ctlzfo iza izany tsy akory fa
Ny Tompo ihany no miantso antsika mba hody
Oh etsy kely anie...
Ka mba saino ihany aloha
Izato làlana hombana
Lanitra ve sa helo ity fiafaràna ?
(Beso) Lalan-tokana ihany
Lalan-tokana ihany slymvn no azo antoka ho tsara
Efa fantatrao ry namako ô
(Beso) Dia Jesosy Tompo izany ô
Ka fidio tsara ô
Tsy ho tara ianao
(Beso) Tsy ho neninao
Tsy ho nenina ao afara
Ka fidio tsara tononkira.serasera.org ô...
Feon-kira...
Fitiavana anie
Fiadanam-po no miandry any
Ka nahoana ianao no ho malaina e ?
(Beso) Ka nahoana e ?
Raha ny eto an-tany anie
Fandalovàna ihany
Fa ntezuv tsy hisy izay haharitra ho doria
Fitiavana anie...
Ka mba saino...
Ka fidio tsara ô... (*2)
Oh etsy kely anie...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Vangy : 366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : joantsa
Daty : 12/08/2025 14:02
