Tsy Mendrika aho (misy tonony) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Tsy mendrika hidiranao
Ato anatiko aho
Fa manonona teny iray ihany
Dia ho sitrana aho
(Manonona teny iray ihany ) in-3
Maizin-kitroka ny lalana diaviko
Indrisy mantsy
Rako-tahotra sy tebiteby lava,
Mandry an-driran’antsy
Tsy mba isan’ny ireo vonon-kasoavina aho
Fa olon-doza
Zatra tononkira.serasera.org loatra ny lalan-dririnina sy lalam-poza
Fa tsy samd sfsxdve mendrika aho, tsy mendrika aho
Eny tsy mendrika aho
Tena tsy mendrika, eny, tsy mendrika
Tena tsy mendrika aho
Fa noraisinao Tompo ô! Ny tanako
Avia hoy Ianao
Fa notiavinao aho Ray ô! bliypxj Notiavinao aho!
Raha nahita izany tananao nitsotra aho
Tsy niantsampy
Nanararaotra mba nitady fiherena
Toa vatolampy
Fa manoatra noho ireo olom-boahozona aho
Mamato-tena
Toa feno toky fa efa mahavita tena
Ka tsy mila famonjena, mampahonena
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Ato anatiko aho
Fa manonona teny iray ihany
Dia ho sitrana aho
(Manonona teny iray ihany ) in-3
Maizin-kitroka ny lalana diaviko
Indrisy mantsy
Rako-tahotra sy tebiteby lava,
Mandry an-driran’antsy
Tsy mba isan’ny ireo vonon-kasoavina aho
Fa olon-doza
Zatra tononkira.serasera.org loatra ny lalan-dririnina sy lalam-poza
Fa tsy samd sfsxdve mendrika aho, tsy mendrika aho
Eny tsy mendrika aho
Tena tsy mendrika, eny, tsy mendrika
Tena tsy mendrika aho
Fa noraisinao Tompo ô! Ny tanako
Avia hoy Ianao
Fa notiavinao aho Ray ô! bliypxj Notiavinao aho!
Raha nahita izany tananao nitsotra aho
Tsy niantsampy
Nanararaotra mba nitady fiherena
Toa vatolampy
Fa manoatra noho ireo olom-boahozona aho
Mamato-tena
Toa feno toky fa efa mahavita tena
Ka tsy mila famonjena, mampahonena
A/C: Ni RANOELISON
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 25/02/2026 10:33
