Tsara Ianao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Letry marandraigny ‘zahay midera anô
Miankohoka aminao izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
Tiako dradradradraigny, eny tiako hiraigny
Ny hatsaram-ponao tiako ho regnin’izao tontolo izao
Fa rxfo tsara ellhnkqi Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
Ref: Ouu……. tononkira.serasera.org Eehh…. Ou…..
Tsara Anô, tsara Anô
‘Lay mampiavana anay (indray) ysjlhpc amin’ny Ray
Ny talenta rehetra hiderainay Anô
Tsy hasianay fetra izy koa mbô azonay hatao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 2766
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomak
Daty : 22/10/2015 18:30