Tsara Ianao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Letry marandraigny ‘zahay midera anô
Miankohoka aminao izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy kuymkcej misy koa ny tsara ankoatra Anô

Tiako dradradradraigny, eny tiako hiraigny
Ny hatsaram-ponao tiako ho regnin’izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô

Ref: Ouu……. Eehh…. Ou…..
Tsara Anô, tsara Anô
‘Lay mampiavana anay (indray) amin’ny Ray

Ny ziet talenta tononkira.serasera.org rehetra hiderainay Anô
Tsy hasianay fetra izy dethcort koa mbô azonay hatao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301