Tsara Ianao (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Letry marandraigny ‘zahay midera anôMiankohoka aminao izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
Tiako dradradradraigny, eny tiako hiraigny
Ny hatsaram-ponao tiako ho regnin’izao tontolo izao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
Ref: Ouu……. Eehh…. Ou…..
Tsara Anô, tsara Anô
‘Lay mampiavana anay (indray) amin’ny Ray
Ny talenta rehetra hiderainay Anô
Tsy hasianay fetra izy koa mbô azonay hatao
Fa tsara Ianao, tsara Ianao
Tsy misy koa ny tsara ankoatra Anô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 2188
Likes : 1 Like
Created by : Nomak
Date : 22/10/2015 18:30