OVAO NY FONAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo minia tsy mihaino ‘Reo teny lazainao
Misy e ! minia tsy mahalala ny hasin’ny Teninao
Enga anie ry Ray , (hiseho)
Hiseho ny Herinao (Miangavy re e !)
Vonjeo, vonjeo ‘ty taninay
Ouh ! ouh ! ouh ! ovao ny fonay ho tia tsy hahafoy
‘Ty Tanindrazanay ‘zay mila famonjena
(ka ho tany soa)
Ho tany soa ‘ty Tanindrazanay ecna bis
Raha tojo harena mahafaly ny tena
(Dia aza avela) Dia aza avela ho variana
Tojo fahoriana namoy havan-tiana
Omeo ggplxiuc fanantenana
Ampianaro hatrany f’ianao no tompon’ny Aina
V :Tolory ezblt fo tsotra mahay manaiky izay sitrakao
L : tononkira.serasera.org Tolory fo tsotra mahay manaiky izay sitrakao
L : I Dada sy Neny nampiana-niteny
V : an ! an ! an ! an ! an ! an !
L : Dia mbola haiko ny midera Anao
V : Tsy mahavita tena
Tsy maintsy miankina aminao
Tanora izahay ry Ray, be ny fahavalo
(ka) aza avela ho sondriana fa mba tantano
Ho fanasin’ity Tanindrazanay
Ho fanasin’ity Tanindrazanay
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 904
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:08