OVAO NY FONAY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo minia tsy mihaino ‘Reo teny lazainao
Misy e ! minia tsy mahalala ny hasin’ny tononkira.serasera.org Teninao
Enga anie ry Ray , (hiseho)
Hiseho ny Herinao (Miangavy re e !)
Vonjeo, vonjeo ‘ty taninay
Ouh ! ouh ! ouh ! ovao ny fonay ho tia tsy hahafoy
‘Ty Tanindrazanay ‘zay mila famonjena
(ka ho tany soa)
Ho tany soa ‘ty Tanindrazanay bis
Raha tojo harena mahafaly ny tena
(Dia aza emnbmajn avela) Dia aza avela ho variana
Tojo fahoriana namoy havan-tiana
Omeo fanantenana
Ampianaro hatrany f’ianao no tompon’ny Aina
V :Tolory fo shamxd tsotra mahay manaiky izay sitrakao
L : Tolory fo tsotra mahay manaiky izay sitrakao
L : I Dada sy Neny nampiana-niteny
V : an ! an ! an ! an ! an ! an !
L : Dia mbola haiko ny midera Anao
V : Tsy mahavita tena
Tsy maintsy miankina aminao
Tanora izahay ry Ray, be ny fahavalo
(ka) aza avela ho sondriana fa mba tantano
Ho fanasin’ity mgrwc Tanindrazanay
Ho fanasin’ity Tanindrazanay
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 903
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:08