Ondry Nania (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry ondry egbxo nania, ampy izay ka modia
Miandry anao ao an-trano ‘lay Rainao, ka modia
Lay Rainao be fitia, lay Rainay mora fo
O ry ondry izay maniasia, mba modia
(Ref in-2)
Tsy ny ditra natao no hamoizany anao
Foiny ny Ràny ho fanavotany anao
Oh manatona…ho trotroiko
Lambasoa no hasalotro anao, ka modia
Taiza tononkira.serasera.org ianao ela be, sao mihevitra hoe
Manadino anao lay Rainao? Sanatria
Lay Rainao be fitia, lay Rainao mora fo
O ry ondry izay maniasia ka modia
A/C phbznn : Ni RANOELISON
ymzslwnk Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Miandry anao ao an-trano ‘lay Rainao, ka modia
Lay Rainao be fitia, lay Rainay mora fo
O ry ondry izay maniasia, mba modia
(Ref in-2)
Tsy ny ditra natao no hamoizany anao
Foiny ny Ràny ho fanavotany anao
Oh manatona…ho trotroiko
Lambasoa no hasalotro anao, ka modia
Taiza tononkira.serasera.org ianao ela be, sao mihevitra hoe
Manadino anao lay Rainao? Sanatria
Lay Rainao be fitia, lay Rainao mora fo
O ry ondry izay maniasia ka modia
A/C phbznn : Ni RANOELISON
ymzslwnk Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 17/03/2026 14:51
