Ondry Nania (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry ondry nania, ampy izay ka modia
Miandry anao ao an-trano ‘lay Rainao, ka modia
Lay Rainao be fitia, lay Rainay mora fo tononkira.serasera.org
O ry ondry izay maniasia, mba modia
(Ref in-2)
Tsy ny ditra wkzt natao no hamoizany anao
Foiny ny Ràny ho fanavotany anao
Oh manatona…ho trotroiko
Lambasoa no hasalotro anao, ka modia
Taiza ianao ela be, sao mihevitra hoe
Manadino anao lay Rainao? Sanatria
Lay Rainao be fitia, lay Rainao mora fo
O kfdwd ry ondry izay maniasia ka modia
A/C : Ni RANOELISON
iegy Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Miandry anao ao an-trano ‘lay Rainao, ka modia
Lay Rainao be fitia, lay Rainay mora fo tononkira.serasera.org
O ry ondry izay maniasia, mba modia
(Ref in-2)
Tsy ny ditra wkzt natao no hamoizany anao
Foiny ny Ràny ho fanavotany anao
Oh manatona…ho trotroiko
Lambasoa no hasalotro anao, ka modia
Taiza ianao ela be, sao mihevitra hoe
Manadino anao lay Rainao? Sanatria
Lay Rainao be fitia, lay Rainao mora fo
O kfdwd ry ondry izay maniasia ka modia
A/C : Ni RANOELISON
iegy Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 276
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 586b
Date : 17/03/2026 14:51
