NANDRESY NY TOMPO (Mi) - "Antsa-pahatsiarovana" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsangana tononkira.serasera.org e ! e ! e !
Nitsangana boyt tamin’ny maty I Jesoa Tompo
Tsa nahatazona Azy tokoa re ny fasana
Velona ny Tompontsika sgxidiv ! Velona sryg ny Tompontsika !
Niaritsa ny fampijaliana, dia maty ary nalevina
Mbola ho avy Izy e! Indray andro any
Hitsara ny olon-drehetra, aleloia!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RABEHAVANANA
Daty : 28/12/2023 09:21