Ampidiro aloha ny tenimiafina
NANDRESY NY TOMPO (Mi) - "Antsa-pahatsiarovana" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitsangana e ! kjanaco mazxh tononkira.serasera.org e ! e !
Nitsangana tamin’ny maty I Jesoa Tompo
Tsa nahatazona Azy tokoa re ny fasana
Velona ny Tompontsika ! Velona ny Tompontsika !
Niaritsa ny fampijaliana, dia maty ary nalevina
Mbola ho kwkbt avy Izy e! Indray andro any
Hitsara ny olon-drehetra, aleloia!
Nitsangana tamin’ny maty I Jesoa Tompo
Tsa nahatazona Azy tokoa re ny fasana
Velona ny Tompontsika ! Velona ny Tompontsika !
Niaritsa ny fampijaliana, dia maty ary nalevina
Mbola ho kwkbt avy Izy e! Indray andro any
Hitsara ny olon-drehetra, aleloia!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 787
Likes : 0 Like
Created by : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:21
